Categorie: Samantsy
Izany hono no handikana ny lalao Eseky ("jeu d'échecs") amin'ny teny gasy. Efa elaela ihany aho no te-hanoratra momba ity lalao ity saingy ny ora moa 24 ihany ao anatin'ny andro iray ka tsy vita foana. Tsy hoe havanana amin'ity akory aho fa ndao atao hoe mahiratra eo...